Ireo Olona Sisa Velona Any Syria

Vehivavy malemy iray mitady ny tranony amin'ireo korontana any an-tanànan'i Homs. Sary avy amin'ny pejy Facebook an'i Yazan Homsi.

Maherin'ny 100.000 ireo namoy ny ainy tamin'ny ady nisy rà nandriaka ho an'ny fitantanana an'i Siria teo amin'ireo mpomba ny Filoha Bashar Al-Assad sy ireo mpanohitra ny fitondrany. Nisy fiokoana fanonganam-panjakana, naka tahaka ny Lohataona Arabo tany Ejypta sy Tonizia, tany Siria tamin'ny 15 Martsa 2011, saingy mbola voatazon'i Assad hatrany ny fitondrana, hany ka vao mainka niha-mafy ny fifanolanana izay natsoin'ny firenena mikambana hoe “faharavàna tanteraka” tamin'izy roa tonta. Olona 5.000 no maty isam-bolana. 

Manodidina ny 1.7 tapitrisa eo ho eo ireo Siriana voatery nitady fialokalofana any amin'ireo firenena manodidina, ary am-polony ireo foto-drafitrasa manan-tantara ravan'ny baomba. Fa ireo fanoherana ataon'ireo mpikomy am-pilaminana, ireo mpiady mitam-piadiana ary ireo mpialokaloka an'hetsiny no mbola ahariharin'ny haino aman-jery mahazatra. Manasongadina ny toetry ny hery sy ireo sisa velona tamin'ny fifanolanana mahafaty izay mandrava an'i Syria ny tatitra manokana ataonay.

Tatitra 2013

Ireo Lahatsoratra mitantara ireo  Sisa Velona
06 Aug Syrian Pianist Malek Jandali: “We Need Freedom for True Art”
16 Jul Ramadany Amin-dRa Mandriaka Araka ny Fijerin'ny Artista Ao Siria 
7 Jun Famoronana Syriana: Radio SouriaLi Mampiely Ny Feo Amin'ny Aterineto
28 May Syria Untold: Raqqa Lessons, From Freedom to Creativity in State Building
13 May ‘Syria Untold’ – Siria Tsy Voalaza : Fitantarana Ny Revolisiona Tany Siria
9 Apr Syria: Misioka Avy Eny Aleppo
8 Mar Palestine/Syria: A Tale of Two Women
31 Jan Krizin'ny Ankizy Ao Syria: Ahoana Ny Fomba Hanampianao
25 Jan Kiorda Tery Anelanelan'ny Islamista Sy Ny PKK
13 Jan Adin'ny Graffiti Eny Amin'ireo Rindrina Syriana
11 Jan Resadresaka Miaraka Amin'ny Ben'ny Tanàna Ao An-tanàna kely Kristianina ao Syria
11 Jan Malazan'ny Media Sosialy: The Fallout of Assad's Speech
10 Jan Conversations: A Road Trip to Idlib
9 Jan Alapoita Mpanampy Mpitsabo Miasa Aminà Hopitaly Sionita Ao Syria
8 Jan The Last Survivors of Aleppo’s Infantry School
8 Jan Malazan'ny Media Sosialy: Ireo Heloka Bevava Tsy Hitantsika Tao Syria
7 Jan Voatsikera ny #DonkeySpeech [Kabarin'Ampondran'i] Assad
7 Jan  Nitsoaka Tao Amin'ny Tafik'i Assad Aho Omaly
4 Jan F&V Miaraka Amin'i Michel Kilo: Fanantenana Kely Hisian'ny Vahaolana Ao Syria
2 Jan A New Year of Syria’s Turmoil
2 JanMakorelina, Basy Ary Cats, Guns and Famaboana Fanànana Any Amin'ny Faritra Ambanivohitr'i Idlib
2 Jan Social Media Buzz: Rebels Lose a Charismatic Commander in Syria

Ireo Mpialokaloka Siriana
2 Jul Lalao Video: Zaytoun, ankizy Mpialokaloka Syriana-Palestiniana
18 May Tiorkia: : Mpialokaloka Siriana No Voaheloka Taorian'ilay Fipoahana Tao Reyhanli
4 Jan An Alawite Outcast: How One Syrian Girl Lost Her Mother

Ny faharavana any Siria
16 Jul VIDEO: Historic Khalid ibn al-Walid Mosque Bombed in Syria
13 Jun Syria: Old Homs Under Siege for a Year
4 Mar Hafez Al Assad's Statue Destroyed in Syria
24 Feb Syria: “Lens of a Young Homsi”, Sarin'ny Tanàna Iray Atao Fahirano
31 Jan  Syrian photographer wins first place in a competition in Germany

Ny tantaran'ny fahafatesana
2 Jul Fitaovam-piadiana Maivana: Sary Mampihetsi-Po Avy Ao Syria
13 Jun Syria: 18 Journalists Killed in January
13 Jun Syria: Criticizing Arab Silence
22 May Olon-tsotra Mpanao Gazety Maty Teny Am-pandrakofana Fifandonana Tao Syria
27 Jan Mizaky Mafy Ny Vokatry Ny Ady Ny Ankizy Syriana
17 Jan Maherin'ny 80 Ireo Namoy Ny Ainy Tao Amin'ny Anjerimanontolon'i Aleppo Ao Syria
11 Jan How Many More Syrians Must Die?

Jereo ihany koa ireo tatitra manokana nataonay momba ny Tolona any Siria 2011/12

Ny Twitter

Ny tenifototra : #Syria 

Ireo Tranonkala

Iangaviana ianao hifandray amin'ny Mpandrindra ny Global Voices Afovoany Atsinanana sy Avaratr'i Afrika, Amira Al Hussaini, raha toa ka manana rohy na hevitra, na te-hanampy ity pejy loharanom-baovao ity. 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.