Blaogera sy mpanoratra gazety sivy — mpikambana Global Voices ny efatra amin'izy ireo — ankehitriny no voafonja noho ny asany ao Ethiopia. Iza mora ireo blaogeran'ny Zone 9 ? Inona no azon'ny mpanohana atao ho amin'ny famotsorana azy ireo? Amin'ity andiany GV Face ity izahay dia miresaka amin'ny blaogera Ethiopiana sy mpikambana ao amin'ny Zone 9 antsoina hoe Endalk, miaraka amin'ny sakaizan'ny “PEN America Freedom to Write” [PEN Amerika, Fahalalahana Hanoratra], Deji Olukotun, sy amin'ny tonian-dahatsoratry ny Advox, Ellery Biddle, momba ity raharaha lehibe ity.
Fantaro bebe kokoa ity tantara ity
Ethiopia: Mangataka Fanalava-Potoana Hanohizana Ny Famotorana Ireo Bilaogeran'ny Zone 9 Ny Polisy [mg], 14 May 2014
Nahoana no Mampatahotra Governemanta Ethiopiana ny mibilaogy 10 May 2014
FANAMBARANA: Miantso Ho Amin'ny Famotsorana Ny Mpanoratra Gazety Sivy Ao Ethiopia Ny Global Voices [mg], 2 May 2014
Netizen Report: Famoretana ny Fahalalaham-Pitenenana ao Ethiopia, 30 Avrily 2014
Mpikambana Enina Aminà Bilaogy Itambaram-be Nosamborina Tao Ethiopia [mg], April 25, 2014