The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Egypt
Lohahevitra:
Fahalalahàna miteny, Cyber-Activism, Zon'olombelona
Teny:
Malagasy

 

Free Kareem campaign banner

Ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman, izay voaheloka hanefa efatra taona am-pigadrana, dia misedra fampijaliana any am-pigadrana araky ny fambaran'ny Tambanjotra Arabo ho fampahafantarana ireo raharaha mikasika ny zon'ny olombelona [The Arabic Network for Human Rights information | Réseau Arabe pour les Droits de l’Homme] sy ny Centre Hisham Mubarak, araka ny nampitain'ny vohikala freekareem.org sy ny fikambanana mpanao gazety Reporters sans Frontières.

Amira Al Hussaini

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.