The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Egypt
Lohahevitra:
Freedom of Speech, Cyber-Activism
Teny:
Malagasy

 

Ny hetsika izay mitaky Fahafahana hoan'i Kareem [freekareem.org] dia mamatsy an'i Kareem Sulaiman (migadra) 100$ isam-bolana avy amin'ny ireo vola voangona avy amin'ireo mpanohana sesehena eran-tany. Tsahivina fa ny fahadisoana nanamelohana ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman higadra higadra efatra taona dia ny « fanalam-baraka » ny fivavahana Mozolmanà sy ny fanopàna ny filoham-pirenena Egyptiana Hosni Mobarakà.

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Ampijaliana am-pigadrana ny mpiblaogy Kareem]

Amira Al Hussaini

1 hevitra

  1. Tomavana Miteny hoe:

    Ho fanohanana ny adin’i Kareem dia natolotra azy ny “loka Cyberdissident” hoan’ny taona 2007, avy amin’ny fikambanana miady hoan’ny fahalalaham-pitenenana hoan’ny mpanao gazety “Reporters sans frontières” [rsf.org]:

    « le jeune blogueur égyptien Kareem Amer est le lauréat dans la catégorie “Cyberdissident”. Agé de 23 ans, il a été condamné à quatre ans de prison pour avoir critiqué sur son blog la politique du président Hosni Moubarak et dénoncé la mainmise des islamistes sur les universités du pays » [Le 16e Prix Reporters sans frontières - Fondation de France a été remis aujourd’hui à Paris | 16e Prix Reporters sans frontières >>].

Hamela valiny