The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Uzbekistan
Lohahevitra:
Freedom of Speech
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Beaudi's Blog dia midinidinika momba ny famonoana an-kerisatra nahazo ilay mpanao gazety Ozbekistana vao 26 taona monja tao an-tanànan'i Osh any amin'ny faritra manolo-bodirindrina amin'i Kyrgyzstana. Ity mpanao gazety ity dia fanta-daza sy fatra-panaja amin'iny faritra manomorona an'i Azia Afovoany iny, sady tsy nisalasala ny namoaka ampahibemaso ireo tsikerany mikasika izay pôlitika sy izay mety tsy ho fanajan'ny Governemanta Ozbeka ny zon’olombelona :

« Uzbekistan President Islam Karimov; probably not a fan of Saipov's work… »

« Angamba tsy isan'ireo mpankasitraka ny asa nataon'i Alisher Saipov ingahy Islam Karimov filoham-pirenen'i Ozbeka … »

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Mpanao gazety novonoin’olona]

Adil Nurmakov

1 hevitra

  1. Global Voices amin’ ny teny malagasy » Blog Archive » Kyrgyzstana : Fanadihadiana tao aorian’ny famonoana mpanao gazety Miteny hoe:

    [...] dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Nampanginina indray ny feo hafa iray]Adil [...]

Hamela valiny