Kyrgyzstana : Fanadihadiana tao aorian'ny famonoana mpanao gazety

Ny blaogy Beaudi's Blog dia mitatitra [Anglisy] izay vaovao farany momba ny fandroson'ny fanadihadiana momba ny famonoana an-kerisatra an'i Alisher Saipov, izay mpanao gazety Ozbekistana niasa tao an-tanànan'i Osh any Kyrgyzstana. Araky ny fanambaran'ny manam-pahefana dia manana rohy akaiky amin'ireo antoko Silamo « mpanao vy very ny ainy » ary koa ireo antoko mpanohitra Ozbeka i Saipov, manahy ary ireo mpanao gazety sy ireo mpivoy ny fahafahana sao ataon'ny Ministera fitaovana ity raharaha ity hamoronana rohy tsy mitombona amin-ndry zareo sy ireo antoko mpanohitra.

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Nampanginina indray ny feo hafa iray]

Adil Nurmakov

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.