Nankalaza ny Andron'ny Mpifankatia ireo mpifankatia mihoa-pefy any Azia Afovoany na dia nisy aza ny fanakanana. Nameno ny toerana fijerena sarimihetsika tany Shanghai ireo tsy manan'olon-tiana mba hisomparana ireo mifamotoana ny 14 Febroary. Nizara ny sasany amin'ireo hiram-pitiavana ankafiziny ny ekipanay avy any Karaiba. Ary izahay ato amin'ny Global Voices dia nanao lahatsary manokana Be mpijery miaraka amin'ireo kintan'ny mpilalao tantaram-pitiavana ato aminay.
Tena sahirana nitatitra sy nanaparitaka ny fitiavana izahay tamin'ity 14 Febroary ity !
Inty misy fehezany amin'ny fandrakofana ny Andron'ny mpifankatia 2014 nataonay :
GV Face: Amin'ity Andron'ny Mpifankatia ity Fitiavana Sy Fikaotiana Sipa Mihoatra Ny Sisintany
Fetiben'ny Hiram-pitiavana Avy Any Karaiba
Nibodo ny Sezan'ny Sinema Higafiana Ny Andron'ny Mpifankatia Ny Shinoa Tsy Manan'Olon-Tiana
Mankalaza Ny Andron'ny Mpifankatia Ny Any Azia Afovoany Na Dia Eo Aza Ny Sakana
“Làlana Mankany Amin'ny Helo Ny Fankalazana Ny Andron'ny Mpifankatia” Any Tajikistan

Eto no hibitsihan'ny olona ny momba ny andron'ny fitiavana :