Armenia: Valintenin'ny mpitondra fanjakana

Unzipped no mitatitra fa efa nivoaka ny filazana ofisialy momba ilay lahatsary niparitaka  nampiseho ny sampan'ny mpitandrony filaminana nitifitra mivantana teo anoloan'izy ireo ankoatra ny fitarainana nataon'ny mpitondra fanjakana. Nolazain'ny bolongana ary fa mitady ny fanamarinana avy amina tsy miankina ny mpanadihady (mpitsara), na izany aza dia efa nametraka ny ahiahiny sahady amin'ny fahamarian'io lahatsary io izy ireo na dia tsy manana ny fitaovana manokana ho amin'izany aza.

Nambaran'ny bolongana ihany fa azon'ny rehetra nojerena ihany ilay lahatsary na dia noezahina aza ny hamefena ny fanapariaham-baovao ankoatra ny fampielezan-kevitry ny fanjakana  ho fanaporofoana ny hery vaikan'ny aterineto.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.