Iran: Ny olo-masina Ahmadinejad

Kamangir no mitantara fa, araka ny vaovao nampitain’ny vohikala vaovao iray any Iran, Aftab fa, “andro vitsivitsy lasa izay dia nilahatra tao amin’ny Lapan’ny Parlemanta ny mpikambana ao mba hiarahaba ny filoha Iraniana Mahmoud Ahmadinejad. Ny sasany amin’ireo mpikambana parlemantera izay tsy mbola nahita azy hatramin’ny niverenany tamin’ny [Hajii pilgrimage] Fivahiniana Masina moa te-hikasika ny akanjony [izay heverin’izy ireo fa voahasina].Ny mpikambana iray aza moa dia nisotro ny ambin-drano tanaty vera efa nisotroan’i Ahmadinejad. Ary dia nofendrahany iny ny akanjony avy eo.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.