Malayzìa : Toerana masina vaovao hoan'i Ganesha

Ny blaogy Eating Asia dia manapariaka sary mitatitra ny fanamasinana toerana masina na alitara Hindu vaovao any Malayzìa :

The shrine, or tiny temple, sits at the base of a sacred Bodhi Tree, a type of tree that, we're told, is rarely found in Malaysia's urban areas. One of the worshippers, a young man, ‘owns’ the shrine. The idea to set it up just came to him, he says. He arranged for the consecration ceremony, hiring the priest and arranging for a vegetarian meal to be served afterwards. He will be responsible for insuring that the temple is maintained and, when necessary, re-consecrated.

Ilay toerana masina na alitara, na tempoly bitika, dia miankina amina hazo masina Bodha, karazan-kazo tsy dia fahita any amin'ny tanan-dehibe any Malayzìa, araka ny nambara taminay. Ny iray amin'ireo mpiangona, tovolahy no ‘tompon'ilay’ toerana masina. Avy taminy ny tolokevitra hanorenana ity toerana ity araka ny filazany. Izy no nanomana ny zavatra rehetra hoamin'ny fotoana fanamasinana, izy ihany koa no ‘nanakarama’ ny mpampivavaka sy niketrika sakafo ‘tsy misy hena’ izay iaraha-mihinana avy eo. Izy koa no ho mbola ho tompon'andraikitry ny fanolokoloana io toerana masina io, sy ny famerenana fanamasinana, raha misy ilana izany.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.