Bolgarìa : Ireo Moske hazo adinodino

Ny mpiblaogy Stephen Lewis dia manoratra ao amin'ny Bubkes momba « ireo Moske hazo adinodino » any amin'ny faritra Atsinanan'i Bolgarìa :

« The mosque — according to legend built by night in seven hours by seven virgins who had descended  from the heavens — is said to be built completely of wood, with notched beams and wooden pegs taking the place of iron nails. »

« Araka ny lovan-tsofina ilay Môske dia naorin'ny virjiny fito izay nidina avy tany an-danitra, naharitra fito ora nandritra ny alina, izy ity dia tena vita tamin'ny hazo iray manontolo izay misolo ny zavatra rehetra ilaina hatramin'ny fantsika aza. »

Veronica Khokhlova

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.