Tantara mikasika ny Espaniola tamin'ny Janoary, 2015
Tafahoatra Loatra Ny Lohatenin'ity Gazety ity Hoan'ny Mpamaky Maro ao Venezoelà
Nanetsika ny mpisera Twitter ny pejy voaloh'ny Últimas Noticas tamin'ny 12 Janoary tamin'ny herinandro lasa teo, rehefa nanapa-kevitra ny hilaza fa lasa lavitra loatra ilay gazety ara-politika.
Avotsotry Ny Filoha Venezoelana Ny Mpitarika Ny Mpanohitra Raha Afahan'i Etazonia i Oscar López Rivera
Any Am-ponjan'i Etazonia 33 taona izao ilay Poerto Rikana Oscar López Rivera. Antsoina ho gadra politika voatazona ela indrindra ao amin'ny Ilabolantany Andrefana izy.
Kiobà sy Etazonia: “Tonga Ny Andro Maharavo”
Tamin'ny 1974, nosoratan'ilay Kiobàna mpanoratra tononkira no sady mpihira, Silvio Rodríguez, ny : " Ilay Andro Maharavo ho Tonga".
Arzantina, Chile ary Bolivia Vonona ho amin'ny #Dakar2015
Dakar 2015 izay hanavatsavana indray ny firenena tahaka an'i Arzantina, Chile ary Bolivia.