· Aogositra, 2010

Below are posts about citizen media in Portuguese. Don't miss Global Voices em Português, where Global Voices posts are translated into Portuguese! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara mikasika ny Paortigey tamin'ny Aogositra, 2010

Brezila: Fomba fitokonan'ny vazimba naharitra valo volana

  24 Aogositra 2010

Nilasy efa hatramin'ny voalohandohan'ny volana Janoary tamin'ity taona ity eo anoloan'ny Minisiteran'ny fitsarana any Brazilia D.F. ireo vondrom-piarahamonina vazimba (nahitsin'i Jentilisa ho vazimba ny teny hoe Indigène eto) breziliana maro.  Melohin'ny Vazimba breziliana ho mpamadika noho ny tsy nakana ny hevitr'izy ireo amin'ny zavatra mahakasika azy ireo ny governemanta sy...

Brezila: Lalàna vaovao mametra ny doka ara-tsakafo nampikorontana ny orinasa lehibe

  05 Aogositra 2010

Nametraka fitsipika eo amin'ny fiovana hitranga eo amin'ny dokam-barotra momba ny sakafo ny masoivoho federalin'ny firenena Breziliana manara-maso ny lafiny ara-pahasalamana, dia ny fametrahana fampitandremana misoratra eo amin'ny fonon'ilay sakafo, ary hentitra dia hentitra ny fihetsiky ny orinasa voakasik'izany manoloana izany toe-javatra izany. Afaka miteny ny heviny ve ny mpanjifa ao anatin'ity adihevitra ity?

Ireo pejinay momba an i Paortigey

pt