Tantara mikasika ny Paortigey tamin'ny Jona, 2008
Angôla : Tatitra an-tsary
JotaCê Carranca no manapariaka ao amin'ny Pensar e Falar Angola [Misaintsaina sy miresaka mikasika an'i Angôla] tatitra an-tsary izay ahitana fiara vita amin'ny hazo [karazana varamba] tany Bocoio sy sekoly any Libangue any Angôla : A escola não tem nada além do que se vê: pedras a servir de cadeira...
Cap Vert : Labiera mora vidy kokoa nohon'ny solika
Pedrabika zendana amin'ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin'ny solika any Cap Vert : 200$00 de gasolina é só isso?! Até cerveja tá mais barata. Desse jeito vamos ter que andar mais a pé e continuar ignorando a política que mexe no bolso. De outro modo ninguém reage, os partidos até fazem...
Mikasika ny fodian'ireo tra-boin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any amin'ny taniny
Agry ao amin'ny navegador solidário [mpiantsambo miray hina] no mizara vaovao mikasika ny fodian'ireo tra-boina izay nisedra herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any amin'ny tany nihaviany, dia i Mozambika zany : Enfim, ainda não chegou a hora do governo sul-africano reconhecer, sem rodeios, a sua responsabilidade em todo este...
Mozambika : Aza manaiky ho resin'ny fidangan'ny vidin'ny solika, andeha hampiasa bisikileta !
Toix ao amin'ny Lusofolia no manapariaka sary mahatsikaiky entiny manazava ny lahatsorany : Com o aumento do preço da gasolina é da maior sensatez começarmos a pensar em ir buscar a velha bicla ao fundo da garagem. São só vantagens. Além de não poluir, também se poupa imenso no ginásio....
Guinea-Bissau : Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana
Jorge Rosmaninho manolotra fankasitrahana ao amin'ny africanidades ny Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana tamin'ny niforonany sady maniry izay laza iraisam-pirenena hoan'izay vitany any Guinea-Bissau : A Guiné-Bissau é um país sui-generis, pois tem pessoas de valor nas áreas mais inesperadas. O teatro é uma delas. Aqui fica a nossa palavra de incentivo...
Mozambika : Resaka vary sy izay fahaleovantenantsika
Manoina ny antso avon'ny fanjakana Japôney mba hisian'ny fiaraha-miasa hanampy an'i Afrika, mba hampitombo avo roa heny ao anatin'ny folo taona ny vokatra vary any Afrika, nandritra ny fivoriambe Iraisam-Pirenena TICAD [Tokyo International Conference on African Development] izay natao tany Yokohama, any Japàna, i Elísio Macamo no mizara ny fanontaniany ao amin'ny...
Brezila: Fampidirana ny bloguecast (bolongam-peo)
Haitao mampiray aina vahoaka sy onjan-taranaka samihafa ary ny sivana no anisan'ny lohahevitra nobanjinina tamin'ny fandaharana voalohan'ny Bloguecast, fandraisam-peo tontosaina sy ampiroboroboin'ny BlogaIsso [pt]. “ny hamoaka andiany iray isan-kerinandro no tanjona, fa angamba tsy haharitra ela tahaka izany intsony, rehefa mivoatra ny fandaharana. Henoy, mandraisa anjara hanala azy ary dia...
Brezila: Fahasarotana hamoaka ny hafatra lalina
“Mahaliana tsy araka ny nanampoizana azy ny mamaky tantara iray amin'ny fomba fijery samihafa. Ataoko fa izay indrindra no nitranga tamin'ny herinandro teo raha nitokona teo anoloan'ny tranolehiben'ny dams manamorona ny reniranon'i Xingu amin'ny lemaky Amazona iny ny Amerindiana”. Topimason'i Lou Gold tamin'ny fampahalalam-baovao lehibe ka nanaovany fampitahana izay nolazain'izy...