· Jolay, 2008

Below are posts about citizen media in Malagasy. Don't miss Global Voices teny Malagasy, where Global Voices posts are translated into Malagasy! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara mikasika ny Malagasy tamin'ny Jolay, 2008

India: Ireo fipoahana baomba erak'i Bangalore

  26 Jolay 2008

Bangalore, renivohitry ny fanjakana ao Karnataka, dia lasibatry ny fampihorohoroana tamin’ny alàlan’ny baomba ora vitsy lasa izay. Ny vaovao ampela-tànana dia manambara fipoahana baomba fito tamin’ny faritra samihafa tao an-toerana, tanatin’ny elanelam-potoana roambinifolo minitra. Tsy dia nahery vaika loatra ireo baomba ary irony karazana zelatina (gélatine en baton) irony no...

Arabia Saodita: Harona mainty fitoeram-pako

  22 Jolay 2008

Monina ao Arabia Saodita ilay Amerikana vavy Sabra … ary tsy maintsy manao toy ny vehivavy Saodiana rehetra rehefa hoe tsy maintsy misarona hatrany an-tampon-doha hatrany am-paladia raha hivoaka ny tranony. Mikasika ny abaya, fisalobonana lehibe entin'ny vehivavy ao Arabia Saodita, dia hoy i Sabra: Anaovako ny abaya-ko rehefa miala...

Bahrein:Fomba fijery ny asa an-tsitrapo

  20 Jolay 2008

Misy any amin’ny firenen-drehetra ny asa an-tsitrapo, saingy ny antony mandrisika ny mpirotsaka an-tsitrapo no miovaova be ihany. Mpitoraka blaogy iray avy ao Bahreïn, mandranto fianarana any Royaume-Uni amin’izao fotoana izao, no manao fampitahàna ny antony mandrisika ireo mpirotsaka an-tsitrapo any amin’ny fireneny sy ny any amin’ny firenena tandrefana. Atombok’i...

Madagasikara: Ny fandrindram-piterahana

  18 Jolay 2008

Jayne Taylor Gaubatz, mpanolotena ao amin'ny Vondron'ny mpitandro fandriampahalemana ( Corps de la Paix) mpamaham-bolongana ao atsimon'ny tanànan'i Fianarantsoa, no mitantara ny fiantraikan'ny afisy miresaka ny fandrindra-mpiterahana tsara soritra iray, ny maha-zava-dehibe ny fandanjana ny zaza ary ny  nanatrehany hira-na chorale indray mandeha [en].

Egypta: Mirodana ireo tranobe

  17 Jolay 2008

Zava-mahazatra eto Egypta ny lohateny vaventin’ireo gazety milaza fikorotsahana tranobe , ary koa ireo vatana mangatsiakan’ankizy sintonina avy any ambanin’ireny korontan-javatra ireny. Ibn Al Dunya, [anglisy], ao amin’ny blaogy Fustat, dia mitatitra ny zava-doza farany hatreto, izay namoizana ain’olona tsy manatsiny dimy. Hoy ny mpitoraka blaogy manazava [anglisy]: Tranobe iray...

Fanamelohana ho faty ireo tantsaha malagasy noho ny ady tany

  14 Jolay 2008

Samihafa ny heloka nomen’ny Fitsarana ambaratonga voalohany tao Miarinarivo ireo tantsaha 21 avy ao Ankorondrano Analavory (90 km andrefan’Antananarivo) noho ny fihokoana nataon’izy ireo noho ny ady tany nifanaovan’izy ireo tamina tompon-tany iray. Ho fanoheran’izy ireo ny fanalana azy tamin’ny tany izay heveriny fa efa azy ampolony taona izao dia...

Miala any ny Global Voices miteny Italiana !

  11 Jolay 2008

Maro amin'ireo mpanohana maminay no efa nandre sahady ny vaovao lehibe farany izay vao nivoaka ny andro faharoan'ny Vovonàna Global Voices Fijoroana Vavolombelon'ny tsirairay [Citizen Media, media citoyen] notanterahina tany Bodàpestà, any Hôngria. Naverina navoaka tamin'ny fomba ofisialy koa ireo fiteny telo vaovao ao amin'ny fotodrafitrasa Lingua anivon'ny Global Voices dia ny fiteny Hindi, sy...

Ireo pejinay momba an i Malagasy

mg