Tantara mikasika ny Hongroà tamin'ny Oktobra, 2011
Hongria: “Polisy firy vao mahasambotra tsy manan-kialofana iray?”
“Polisy firy vao mahasambotra tsy manan-kialofana iray?” no lohatenin'ny lahatsoratra nivoaka farany [hu] tao amin'ny bilaogy Kettős Mérce [Fomba Fiaina Roa], izay nahitana lahatsary iray mampiseho polisy valo misambotra lehilahy tsy manan-kialofana iray tao amin'ny distrika fahavalo ao Budapest. Ny tena marina dia i Attila Kopiás io, izay mibilaogy amin'ny...