Tantara mikasika ny Grika tamin'ny Janoary, 2014
Olona 30 Tao Gresy Nahazo Asa Vaovao Tamin'ny Alalan'ny Diezy Twitter
Natsangan'ny mpisera @dimitrischrid ny #aggeliesergasias (filazanaasa) tamin'ny fanombohan'ny volana oktobra hifanampiana sy hifampizaran'ny mpiseraseran'ny fitaovam-pampitam-baovaon'ny fiaraha-monina izay tolotr'asa azo atao any Gresy na any ivelan'io firenena io.