Tantara mikasika ny Farsi tamin'ny Janoary, 2012
Iran: Mihamafy Ny Sazy, Ary Mitotongana Ny Lanjan'ny Vola Iraniana
Miatrika safodrano ara-toekarena ireo Iraniana satria very lanja isanandro ny vola nasionaly (Rial) noho ny fahamafisan'ireo sazy mihatra amin'ny solika Iraniana sy ny rafitra ara-bola.
Iran: Mpamaham-bolongana Islamika Nogadraina Mitokona Tsy Hihinan-kanina Ao Am-ponja
Hatramin'izay 33 taona nisian'ny Revolisiona Islamika izay, karazana paradisa ho an'ny mpitondra fivavahana Islamika i Iran, izay nahazo ny fahefana sy mitondra ny firenena. Saingy tsy izy rehetra. Mohammad Sadegh (Arash) Honarvar Shojayi, mpitondra fivavahana sady mpamaham-bolongana, no anisan'ireo iharan'ny fijaliana ao am-ponja miaraka amin'ireo voafonja maro hafa noho ny heviny sy ny...
Iran: Bilaogera Mety Hiatrika Famonoana ho Faty Fa Manevateva Ny Islamo
Voampanga ho "manivaiva ny Mpaminanin'ny Islamo" sy "Fahavalon'Andriamanitra" na "Miantsy ady amin'Andriamanitra", fiampangana izay mety hitarika amin'ny fanamelohana ho faty any Iran, ny mpamaham-bolongana Iraniana 50 taona iray