Tantara mikasika ny Farsi tamin'ny Aogositra, 2010
Iran: Fanoherana maneran-tany ny fitoraham-bato
Manana ny salovan-tavany any anatin'ny gazety iraisam-pirenena ankehitriny ireo nohelohina ho faty tamin'ny alalan'ny fitoraham-bato tany Iran, Sakineh Mohammadi Ashitiani, renimpianakaviana iray 43 taona, niteraka roa, izay novonoina ho faty tamin'ny tora-bato tsy ela akory izay noho ny resaka fijangajangana.