Tantara mikasika ny Shinoa tamin'ny Febroary, 2014
Mpanao Gazety Shinoa Malaza Notsikeraina Fa Niteraka Tao Etazonia
"...tiany fotsiny mba hanana fiainana araka ny tokony izy kokoa ny zanany, izay tsy misy idiran'ny fitiavan-tanindrazana. Angamba ity ny olana tokony hodinihan'ny governemanta."
Nibodo Ny Sezan'ny Sinema Higafiana Ny Andron'ny Mpifankatia Ny Shinoa Tsy Manan'Olon-Tiana
Nilaza ny iray amin'ireo mpanomana ny fibodoana fa maro tamin'ireo mpandray anjara no nanao izany mba hahitana namana vaovao, manantena hamadika ny "kivazivazin-kapoka" ho "fihaonana tampoka".
Dokambarotry Ny Tranonkala Shinoa Fitadiavam-Bady Tamin'ny Fahitalavitra Niteraka Sahotaka
Dokambarotra noheverina ho mety tsara sy mamolivoly fo tamin'ny fahitalavitra nataon'ny tranonkala fampihaonana olona mitady vady ao Shina antsoina Baihe.com no niteraka fanoherana an-tserasera.
Vola Bebe Kokoa, Olana Bebe kokoa ? Manokatra Ny Varavarany Ho Amin'ny Fandraharahana Shinoa Misimisy kokoa i Taiwan
Na dia tsena lehibe ho an'ny Fandraharana ao Taiwan aza i Shina, maro ihany ireo miahiahy ny amin'ny mety hisian'ny voka-dratsy eo amin'ny kolontsaina, eo amin'ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fiandrianam-pirenena amin'ny fanalalahana ny renivola miasa ao.