Tantara mikasika ny Shinoa tamin'ny Aogositra, 2008
Shina : Androany no entina eny amin'ny fitsarana ilay raharaha namonoana mpitandro filaminana
Androany no hatao ny fitsarana an'i Yang Jia, rehefa nahemotra noho ny lalao olympika. Niditra tao amin'ny tobin'ny mpitandro filaminana ao Shangai izy tamin'ny volana iny, ary namono mpitandro filaminana 6. Araka ny voalaza dia noho ny tsy fahamarinana nataon'ireo mpitandro filaminana sy ny herisetra nataon'izy ireo tamin'ny Yang Jia...
Shina : mampalahelo ny tongotr'i Liu
Voatery niala an-daharana ilay mpihazakazaka kalaza, tompon-daka eran-tany amin'ny 110 metatra misy fefy tamin'ny lalao Olympika tany Athena, Liu Xiang androany maraina (ora any Shina) noho faharariana tamin'ny tongony. BEIJING (AP) — Defending Olympic champion Liu Xiang of China pulled out of the 110-meter hurdles Monday, walking away from the...
Shina: Fitoriana miaraka
Misy vohikala iray natsangana mba handrindrana fitoriana miaraka ataon'olona maromaro hanoherana ny sivana manjaka amin'ny aterineto any Shina.
Shina: Ny voasakana sy ny tsy voasakana
Maro ny vohikala, tahaka ny Radio free Asia (radio afaho i Azia), no lasa azo tsidihina mandritra ity lalao olaimpika ity, na izany aza hoy i Liu Xiaoyuan dia mbola maro ny bolongana voasakana tsy ho azo tsidihina hatrany. Nofantenana hovahana fatotra noho ny fanerena politika ireo vohikala azo tsidihina fa ny...
Shina: Lisitry ny vohikala tsy nosakanana amin'ny lalao olaimpika
Life 2.0 mamaham-bolongana Isaac Mao no nanangona ny lisitry [zh] ny vohikala vaovao tsy nosakanana hatramin'ny herinandro teo hanarahana ny lalao olaimpika andro mafana 2008. Maro moa no wmanontany tena hoe mandra-pahoviana izy ireo no tsy hosakanana; Mao kosa nanoratra hoe: ‘faingàna ary misoratana anarana amin'ireny ô!’