Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Oktobra, 2010
Myanmar/Birmania: Fanentanana “Ataovy ankivy ny Fifidianana”
Haroso amin'ny 7 Novambra ihany ny fifidianana any Myanmar na tsy handray anjara aza ireo antoko mpanohitra. Adikan'ny Global Voices ny fanambaràna avy amin'ireo vahoaka ao Myanmar izay hanao ankivy ny fifidianana ho avy.