Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Septambra, 2012
Bangladesh: Takela-dokambarotra Ratsy Sady Mahafaty ao Dhaka
Mponina eo amin’ny 13 tapitrisa eo no monina ao Dhaka, renivohitr'i Bangladesh. Manana hakitroky ny mponina eo ho eo amin’ny 28000 isaky ny kilometra tsimivadimandry. Rivotra maloto, rano maloto, fitohanan’ny fiara no fihantsiana hatrehin’izy ireo isan’andro. Araka ny tatitra avy amin’ny “Environmental Performance Index 2012” (Famantarana ny Fivoaran’ny Tontolo Iainana),...