Tantara mikasika ny Bahasa tamin'ny Jolay, 2015
Taorian'ny Fandraràn'ny FIFA, Angatahan'ny Fikambanana Indoneziana Ho An'ny Baolika Kitra Ny Fitondràna Mba Tsy Hitsabaka
"Raha tian'ny fanjakana handresy kokoa eo amin'ireo lalao iraisam-pirenena ireo tarika mpilalao baolina kitra Indoneziana, tsy maintsy manaraka izay ataon'ireo firenena hafa rehetra koa izy."