Tantara mikasika ny Bahasa tamin'ny Novambra, 2013
Mihamafy Ny Fihenjanana Diplaomatika Ao Amin'i Indonezia sy Aostralia Vokatry Ny Fihainoana Resaka An-telefaona
Nipoaka ny disadisa diplaomatika eo amin'i Aostralia sy Indonezia taorian'ny namoahan'ilay mpanome vaovao avy ao amin'ny NSA , Edward Snowden, ho fanta-bahoaka fa mitsikilo n y sasany amin'ireo mpitondra ao Indonezia i Aostralia.