Karazan-Tsakafo Malagasy Eny An-Dalana

Koba, a snack from Madagascar, made from peanuts, brown sugar and rice flour - Public Domain

Koba, sakafo maivana avy eto Madagasikara, vita amin'ny voanjo, siramamy mena ary kobam-bary – Fananan'ny Rehetra

Ny Nahandro Malagasy dia avy amin'ny fangaron'ny nahandro aziatika, afrikana ary eoropeana izay nanori-ponenana teto amin'ny nosy. Miteraka fahaiza-mahandro maro izany, araka ny hita eny amin'ny fivarotan-tsakafo maivana sy eny an-dalambe. Asongadin'i Hanta Ramanatsoa izany ao amin'ny pejy facebook page, la cuisine de Madagascar (Nahandron'i Madagasikara). Inty ny ohatra iray amin'ny sarin'ny sakafo sy sakafo maivana eny an-dalambe zaraina ao amin'ny pejiny [mg]:

 

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.