Any afovoan'ny tanihain'i Karakum any Turkmenistan, misy lavaka be mirehitra afo. Fantatra amin'ny maha- ‘Varavarana Mankany amin'ny Helo’ azy, nirehitra hatramin'ny 1971 izy io. Bakhrom Mananov ao amin'ny naoty momba an'i Azia Afovoany manana bebe kokoa holazaina amin'izy io, izay ahitana sary sy lahatsary mahafinaritra.






























Lahatsoratra voadika amin'ny teny:














Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa