John Karanja no miresadresaka mikasika izay fahasarotana tsy maintsy atrehina amin'ny fananganana foto-piarahamiasa [na platforme] Afrikana:
What is an African platform? What does it look like? and perhaps more importantly what does it do? Will it address a Need or a Want? What exactly will make it African? [...] Will it work elsewhere in the World?
“Inona no antsoina hoe foto-piarahamiasa [na platforme] Afrikana? Manao ahoana no mety ho bikabikany? ary angamba zava-dehibe kokoa, inona no andraikiny? Moa ve ahafahana mamaha olana iray izany na koa mameno banga iray? Inona no lafiny maha-Afrikana azy? [...] ary moa ve valinteny mbola hahomby izy raha toa ka kasaina ampiasaina any amin'ny tany hafa ivelan'ny Afrika?”
Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa