Satria moa nipongatra indray ny fanafihana mpizahatany tao Tobago, Bajan Global Report no miteny: “fa na toy ny tsy misy dikany io na mampatahotra, dia tsy tokony ho ekentsika velively ny lazan'ny fanafihana mpizahantany. Amin'ny mahavahiny azy ireo eto amin'ny faritra misy antsika, ny adidintsika dia ny miaro ny diany tsy ho azon-tsampona…sy manao izay hahatonga ny toerana nosafidiany aleha ho voaro anaty filaminana.”
- Firenena:
- Barbados, Trinidad & Tobago
- Lohahevitra:
- Cyber-Activism, Law, Media, Travel, International Relations, Politics
- Teny:
- English
















Pakistan: Nisy baomba nipoaka sady nahaf...
- eny tompoko, misaotra anareo nanome ny vaovao mikasika ny fiainam-pire...
Tohiny »