Vaovao fhafa indray momba ny raharaha nampikorataba tany Japana momba ny WaiWai ( tsaho nalaza fa mpihaza ankizy ny Japoney sasany any Amerika Latina mba hohaniny), nisy vaovao [ja] nampiakatra ny isan'ny mpamaky any Japana milaza fa eo ampanadihadiana ny ahazoany manakatona ny gazetiny azo vakiana amin'ny aterineto ny gazety Mainichi. Saingy tetsy andanin'izay, dia hitan'ny 2channel fa efa nisy mialoha ny nisian'ny aterineto [ja] (mifanohitra amin'izay noheverina hatramin'izay), ity lahatsoratra momba ny WaiWai ity ary efa azo jerena amin'ny aterineto ho azon'ny rehetra jerena ihany koa ny porofomanamarina izany. (Naoty: Efa nilaza mazava moa ankehitriny ny gazety Mainichi fa tsy mikasa ny hanakatona ny vohikalany izany [ja].)















Madagasikara: Nanakorotantsaina ny fifan...
- Le gouvernement malgache donne la moitié de la surface cultivable aux...
- Doing business is good, but that means an equilibrate profit for all w...
- We are in 2008 therefore we cannot be selling the land of our ancester...
Tohiny »