Saffron Sky no nanoratra fa mpikaroka mirahalahy (Dr. Kamiar sy Dr. Arash Alaei), izay fanta-dtaza iraisam-pirenena noho ny asany amin'ny ady amin'ny VIH/SIDA any Iran, no nogadrain'ny fitondrana Iraniana nandritra ny iray volana.
- Firenena:
- Iran
- Lohahevitra:
- Governance, Fahasalamàna, Zon'olombelona














