The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Bolivia
Lohahevitra:
Health
Teny:
Spanish

 

Dora Romero ao amin'ny Las Ideas Son Primero [es] no nanamarika ny fisian'ny filaharana manoloana ny fivarotam-panafody ao an-tanànan'i El Alto, Bolivia. Manontany tena izy raha marary vokatry ny hatsiaka ny ankamaroan'ny olona na noho ny fahazarana mihinam-panafody fotsiny amin'izao halavana filaharana izao.

1 hevitra

  1. Bolivia » Synchro in Bolivia Miteny hoe:

    [...] Bolivia: Ilaharana ny fanafodyDora Romero ao amin’ny Las Ideas Son Primero [es] no nanamarika ny fisian’ny filaharana manoloana ny fivarotam-panafody ao an-tanànan’i El Alto, Bolivia. Manontany tena izy raha marary vokatry ny hatsiaka ny ankamaroan’ny olona na noho … [...]

Hamela valiny