The Reference Frame no manoratra ny soniam-pifanarahana misy eo amin'i Etazonia sy ny Repobilika Tsheky momba ny hametrahana radara any - ary manamarika fa “ao amin'ny mpampiasa aterineto , 3/5 amin'ny olona nomanaiky ny hisian'ny radara.”
- Firenena:
- Czech Republic, U.S.A.
- Lohahevitra:
- Cyber-Activism, Lalàna, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika














