Sorena ny mpitoraka bilaogy avy any Bermudes noho ny Mpitondra tenim-panjakana nanilika ny fandraràny tamin’ny fanontanian’ny zokiolona Parlemantera iray izay niantefa tamin’ireo Minisitra. Vexed Bermoothes : “Ny fanaovany izany dia fampibaribariany ny fisian’ny zava-tsy manjary any anatin’ny andrim-panjakana Bermuda any mba hanalavirana ny mangarahara sy ny maha-tompon’antoka ao anatin’ny governemantantsika ao ”; A Radical In Bermuda : “Tokony hanao izay rehetra azontsika atao isika hanakànana ity governemanta ity tsy hihilana tsikelikely ho any amin’ny fitondrana tsy refesi-mandidy.”
- Firenena:
- Bermuda
- Lohahevitra:
- Cyber-Activism, Governance, Media, Politics
- Teny:
- Malagasy















Bolivia: resaka fitsaram-bahoaka
- Misaotra! Thanks for the translation!
Greetings from Bolivia
Tohiny »