The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Burkina Faso
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Fialamboly
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

BurkinaMom [Neny Borkina] izay fotsy hoditra monina any Ouagadougou, no manapariaka sary sy mitatitra mikasika ny Fihaonambe ankalazana ireo saron-tava tany Winyé, any Borkina Fasô :

The Seventh Annual Winyé Mask Festival was held on Friday and Saturday in Boromo- a small town just about two hours' drive from Ouaga. I was there as usual, friends and family in tow.

“Notanterahina tamin'ny Zoma sy Asabotsy lasa teo tany Boromo izay tànana ambanivohitra tokony ho sahabo roa ora am-piarakodia avy eo an-drenivohitra Ouaga, ny Isantaona Fihaonambe faha-7 ankalazana ireo saron-tava Winyé.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.