Mikasika ny fodian'ireo tra-boin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any amin'ny taniny

Agry ao amin'ny navegador solidário [mpiantsambo miray hina] no mizara vaovao mikasika ny fodian'ireo tra-boina izay nisedra herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any amin'ny tany nihaviany, dia i Mozambika zany :

Enfim, ainda não chegou a hora do governo sul-africano reconhecer, sem rodeios, a sua responsabilidade em todo este processo. Com pensamentos redondos e com uma enorme incapacidade de autocrítica (como primeiro passo) o regime sul-africano, ao que tudo indica, persiste em enterrar a cabeça na areia.

“Tamin'izao farany izao izany, dia tsy mbola nihazo izay tanjona ahitana ny governemanta Afrikana Tatsimo hanaiky tsy hampihambahambana izay andraikiny mikasika ny raharaha manontolo isika. Miaraka amin'izay hevitra poaka aty sy ny tsy fahafahany mihevi-tena (dingana voalohany), ny fitondrana Afrikana Tatsimo dia ohatry ny [mbola] manohy ny manitrika ny lohany ao anaty fasika [manampin-tadiny hoy isika Malagasy].”

1 hevitra

  • […] Agry começa uma série de entrevistas com blogueiras de língua portuguesa do mundo todo. Já estamos esperando a segunda edição. [en, pt]. Na semana passada, Agry também foi citado com esse post sobre a volta dos moçambicanos vítimas de xenofobia na África do Sul. [en, pt, fa, mg] […]

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.