“Mipetraka eto Ras El-Nabeh aho, izay tena nampahery vaika ny fifandonana nandritra ny roa andro farany teo, ary isaorana andriamanitra fa efa mihamiverina ny filaminana ary efa voafehin'ny tafika libaney ny toe-draharaha. Na izany aza anefa dia mbola tsy niasa aho noho ny tahotra fandrao tsy ho tafaverina an-trano eo! Eny e, toy ny mbola anaty fahirano ny tena e!” hoy Rami.
- Firenena:
- Lebanon
- Lohahevitra:
- Breaking News, War & Conflict
- Teny:
- English















Vovonàna GV : Tanteraka koa ny andro fa...
- Mitady namana Malagasy monina any ivelany ka ahafahako mandefa taratas...
Tohiny »