The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Fifidianana, Politika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Ethan Zuckerman no mizara momba ity “Lalao tsy mety tapitra” any Zimbaboe ity :

It’ not very often that I find myself siding with Condoleeaza Rice. But she’s right - it’s embarrasing that the African continent’s leaders haven’t put more pressure on Robert Mugabe to step down… or at least to release election results.

“Ankavitsiany mihintsy aho vao mba mizara ny hevitry Ramatoa Condoleeaza Rice. Saingy marina ny nambarany tamin'ity indray mitoraka ity - mahamenatra ny tsy naneren'ireo mpitondra aty amin'ny kôntinanta Afrikana an'i Robert Mugabe mba hiala … na farafaharatsiny ny mba hamoahany ny valim-pifidianana filoham-pirenena.”

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.