The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Japan
Lohahevitra:
Breaking News, Business, Human Rights, Indigenous, International Relations, Entertainment, Politics
Teny:
Japanese

 

Niteraka fanehoan-kevitra an-jatony tao amin'ny dinika (forums)[ja] sy setriny avy amin'ny mpamaham-bolongana ny tati-baovao iray [ja] (fehiny amin'ny teny anglisy) izay nahafantarana fa nofoanan'ny Nissan ny fifanarahana tamin'i Richard Gere ho ana fahitalavitra ara-barotra iray noho ny fanohanan'ity mpanao sarimihetsika ity ny Dalai Lama. Raha mbola eo ampisalasalana raha marina tokoa izany vaovao izany [ja] ny sasany dia efa milaza ny fanadondronan'ny fihetsiky Nissan kosa ny hafa [ja].

Hamela valiny