The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kyrgyzstan
Lohahevitra:
Gender, Ny maha-olona
Teny:
Malagasy

 

Genderstan no manely ny hazavana azon'ny vehivavy any Kyrgyzstan toy ny voatsindry hazo lena (teo aloha). Tsy mitsahatry ny manjaitra andro aman'alina anaty toerana kely feno milina fanjairana sy vahoaka be ka amidy dolara roa ny singan'akanjo mora vita iray.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.