Jamie mpizaika ao amin’ny Two Koreas blogs (bolongan’ny Koreana Roa) no mitafa mikasika ny fanangonantsonia ataon’ny fikambanam-behivavy hanoherana ny fikasan’ny filoha vao voafidy teo Lee Myung Bak hanafoana ny Minisitera misahana ny fampitovian-jo ny lehilahy sy ny vehivavy miaraka amin’ny fisahanana ny fianakaviana.
- Firenena:
- South Korea
- Lohahevitra:
- Gender, Human Rights, Protest
- Teny:
- Malagasy












Fanamelohana ho faty ireo tantsaha malagasy noho ny aditany...
-
Misotra ny Jentilisa aloha nandika ity post ity mailaka dia maila...
-
Manaraka izany, tena manomboka mampiahiahy tokoa ankehitriny ity ...
-
Tsy maintsy manambara ny hevitro aho etoana ! Araka ny fijeriko n...
Tohiny »