The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Sierra Leone
Lohahevitra:
Development
Teny:
Malagasy

 

Sweet Sierra Leone [Sierra Leone mamiko] mpiblaogy niverina nody hipetraka any an-tanindrazana no manoratra momba izay zavatra niainany nandritra ny enim-bolana voalohany from USA:

I’ve been in Sierra Leone for 6 months now and I must say … its been hard, frustrating, humbling, and lonely. When I first got here my sense of purpose was strong and comforting. I knew I was here to make a difference and a difference I would make indeed.

“Enim-bolana izao no nahatongavako taty Sierra Leone ary dia tsy maintsy ambarako fa … tena henjana, nahakivy, nitaky fanetren-tena sy fiadiana samirery mihitsy. Fony aho vao tonga taty, dia natanjaka sy nahavelom-bolo tokoa ny zotom-poko. Fantatro fa ny hanao zavatra “hafa” no antom-pipetrahako taty, ary izany fahasamihafana izany tokoa no tanjoko.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.