The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kenya
Lohahevitra:
Rindrambaiko & Fitaovana, Teknolojia, Ady & Fifandirana
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy White African dia mitantara mikasika ny fitaovana vaovao ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra nitranga tany Kenya :

Ushahidi.com is a tool for people who witness acts of violence in Kenya in these post-election times. You can report the incident that you have seen, and it will appear on a map-based view for others to see.

« [Amin'izao hotakotaka] taorian'ny fifidianana any Kenya izao, ny vohikala Ushahidi.com dia fitaovana hoan'ireo vavolombelona izay nanatri-maso herisetra. Afaka mametraka tatitra mikasika ireo voina izay natrehinao ianao, dia haharihary amina saritany izany ahafahan'ny hafa miara-mahita ireo toerana ireo. »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.