The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Bosnia Herzegovina, Croatia, Macedonia, Slovenia, Montenegro
Lohahevitra:
Fahalalahàna miteny, Zavakanto & Kolontsaina, Zon'olombelona, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika
Teny:
Malagasy

 

Ny teny moa eto dia milaza ny fanamelohantena ananan'ny Serba. “Amin'ny alalan'ny fanariana io fanamelohantena io ihany sy amin'ny alalan'ny fahafantarana izay namolavola io fampanamelohan-tena io sy ny tanjona nokendreny no lalampiaingan'ny Serba ho amin'ny fahafahana.” hoy Gray Falcon nanoratra. Ireo vahoaka hafa ao Balkan manko mirehareha avokoa sady mampideradera ny mari-pamantarana ny mahaizy azy ankoatra ny Serba izay manafina izany fatratra amin'ny vahiny ao aminy kosa.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.