The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Malaysia
Lohahevitra:
Humanitarian, Relief & Rescue
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Kickedefella dia manapariaka sarin'ny tondra-drano any Kampung Gelang Mas - Nosy any amin'ny faritra Atsinan'i Malayzia :

« According to one villager, this particular area has never been flooded before. However, what happened today was due to the damage at one of the dam in Southern Thailand. The water rise so fast, causing some of the villagers were not able to rescue their cars. »

« Araka ny fambaran'ny mponina ao an-tanàna iray dia tsy mbola tondraka mihitsy io faritra io tany aloha tany. Fa izay nitranga androany dia vokatry ny fihotsahan'ny toha-drano any Atsimon'i Thaïlandy koa. Tena haingana tokoa ny fisondrotry ny rano ka dia nisy olona sasany tsy afaka nanavotra ny fiarakodiany akory. »

Hamela valiny