The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Somalia
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Travel
Teny:
Malagasy

 

Mianarà fomba Sômaliana miaraka amin'ny mpiblaogy Shafi :

« Receiving a guest with such generosity is often praise worthy and the theme of many verses of poetry. In the Somali culture, where families are judged by their hospitality, Sooryo (receiving guests well) is very important and so is Sagootin (seeing them off well). »

« Ny fandraisam-bahiny amin'ny fahalalahan-tanàna dia fomba fiderana sy ambain-tenina hainteny sy tsianjery maro. Araky ny fomba Sômaliana dia itsaran'ny fiaraha-monina ny fianakaviana tsirairay izay fomba fandraisany vahiny, dia samy manan-danja tokoa na ny “Sooryo” (ny fandraisana tsara ireo vahiny) na ny “Sagootin” (ny firariantsoa amin'ny fanaovam-beloma azy). »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.