The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Sierra Leone
Lohahevitra:
Arts & Culture
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Sandra monina any Freetown, dia mitatitra mikasika ny fandroana ao anaty sô fahita any Sierra Leôna :

« In my last post, I mentioned having to take a bucket shower. To some this may sound strange. But for most people in Sierra Leone, this is daily routine. »

« Tamin'ny lahantsoratro farany dia nitantara aho ny fandroana ao anaty sô. Mety ho hafahafa tamin'ny sasany ny fandre izany. Anefa hoan'ny ankamaroan'ny mponina aty Sierra Leôna dia zavatra andavan'andro mahazatra izany »

Ndesanjo Macha

Hamela valiny