The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tunisia
Lohahevitra:
Freedom of Speech
Teny:
Malagasy

 

Mpiblaogy Tonizìana maromaro  no niara-nitatitra ny tsy fahafahan-dry zareo hijery ny vohikala mpanapariaka sarimihetsika maro mpankafy Youtube androany [2 Novambra 2007].
Raha toa ka misy tokoa ny fanamarinana izany fanakanana izany, dia i Youtube no vohikala mpanapariaka sarimihetsika faharoa voasakana tsy ho tazana avy any Tonizìa. Satria efa hatramin'ny faha-3 Septambra 2007 no tsy afaka mijery intsony ny vohikala Dailymotion ny mponina any Tonizìa.

[Lahantsoratra efa notaterina teto ihany mikasika fanapahana an'i Youtube tany Shina : Niverina i Youtube]

Sami Ben Gharbia

1 hevitra

Manampy amin'ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.