The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Bosnia Herzegovina, Croatia, Macedonia, Serbia & Montenegro, Slovenia, Serbia
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Ethnicity, Governance, Tantara, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika, Fiteny
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Balkan Baby dia mitatitra mikasika ny « resaka fiteny » any amin'ny faritra Balkanika :

« What language do we speak when we are in the countries that once made up Yugoslavia? In Slovenia and Macedonia the answer is quite simple since these two countries both had their own languages which were recognised by the Yugoslav Government. For Bosnia, Croatia, Montenegro and Serbia the answer is maybe not quite so clear. »

« Fiteny inona no ampiasanay rehefa any amin'ireo firenena izay nitambatra taloha tao anatin'i Yogôslavia ? Raha mazava ho azy ny valinteny hoan'i Slôvenia sy i Makedonia nohon'ny fananan'izy ireo fitenim-paritra izay efa notoavin'ny fanjakana foibe Yogôslaviana hatry ny ela. Hoan'i Bôsnia, i Krôasia, i Montenegrô ary i Serbia angamba kosa tsy dia ho tsotra toy izany ny valinteny. »

Veronica Khokhlova

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.