The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Cyber-Activism, Sarimihetsika, Politika
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Kubatana blog dia mitatitra ny fiforonan'ny tetik'asa vaovao hitsinjovana ireo fifidiana any Zimbabòe amin'ny herintaona :

« Eyes on Zimbabwe is a new feature on Zimbabwe on the Open Society Institute website. They are trying to raise awareness about the crisis in Zimbabwe in advance of Parliamentary, Presidential and local government elections to be held next year […] »

« Eyes on Zimbabwe na andrimaso an'i Zimbabòe dia tetik'asa vaovao eo anivon'ny vohikala Open Society Institute [Soros Foundation Network] izay misahana manokana ireo raharaha any Zimbabòe. Eo am-pitsinjovana ireo fifidianana izay hifanesy amin'ny taona ho avy any Zimbabòe, ary hanavaozana ireo mpiandraikitra ny fokontany, sy ireo solombavam-bahoaka ary izay ho filoham-pirenena, dia hanandrana ry zareo ny hamohafoha dieny izao ny maro handray andraikitra eo am-piatrehana ny fahasarotana ara-politika mianjady any an-toerana […] »

.hj barraza

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.